<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Fefy ahitra miaro amin’ny fahasimban’ny tany

Uploaded 9 months ago | Loading

Mampihena ny fikaohan’ny tany eo amin’ny tany misolampy amin’ny fambolena fefy ahitra manodidina ny sahany ny mpamboly mangahazo any Thailande sy Vietnam. Mampihena ny hafainganan’ny fikorianan’ny rano midina sy mamela ny rano hiditra ao amin’ny tany, ny fefy ahitra eo amin’ny manodidina ny saha. Mijanona eo ambonin’ny  fefy ahitra koa ny tany sy ny sakafon’ny voly entin’ny rano. Azonareo atao ny mamboly karazana ahitra betsaka, arakaraka ny filanareo sy  ny zava-misy eo an-toerana. 

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors