<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Manavao ny tany amin’ny mucuna

Uploaded 9 months ago | Loading

Manazava ny fomba fampiasana ny mucuna hanatsarana ny tany, sy hanafoanana ny ahi-dratsy toy ny striga sy ny imperata, ireo mpamboly ao amin’ny faritra amoron-tsiraka andrefan’i  Afrika. Asehon’izy ireo ny fomba famboly ny mucuna miaraka ho amin’ny tombotsoan’ny katsaka sy ny mangahazo, sy ny maha-zava-dehibe ny firesahana ny lafiny fananan-tany eo amin’ny fiaraha-monina misy anareo.

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors