Tranon-kisoa
Uploaded 1 year ago | Loading

13:14
Nanomboka niompy kisoa tanaty tranon-kisoa ny mpiompy any Ouganda noho ny olana nateraky ny kisoa mikarenjy. Tsy fantatra ny toerana nalehan’ny kisoa, izay sakafo nohaniny sy ny aretina azony.
Current language
Malagasy
Produced by
Environmental Alert, Farmers Media