Fambolena Azolla ho sakafom-biby
Uploaded 1 year ago | Loading
13:10
Maka ny azota eny amin’ny rivotra ny Azolla ary mitahiry izany anatin’ny raviny. Feno protéine, otrikaina ary sira mineraly kokoa noho ny voa sy ny ankamaroan’ny sakafom-biby maitso izy. Noho ireo toetoetrany sy izy maniry haingana sy mora foana amin’ny toerana kely, dia fanampin-tsakafo tonga lafatra ny Azolla.
Current language
Malagasy
Produced by
AIS, MSSRF, WOTR