Fitantanana maharitra ny tany : Tohatohatra fanya juu
Uploaded 1 year ago | Loading

5:35
Manipy tany » no dikan’ny fanya juu amin’ny teny Kiswahili. Tena tsara ny tany tohatohatra sady manome sakafom-biby ary miaro ny fahasimban’ny tany. Mahazo aina ny voly satria misandrahaka ny tany tohatohatra, mitovy lenta, ka rehefa ampiarahana amin’ny zezika ny fambolena eo dia mitombo ny vokatra.
Current language
Malagasy
Produced by
Countrywise Communication, CIS Vrije Universiteit Amsterdam