Valan’ny ala vadim-boly
Uploaded 1 year ago | Loading
8:20
Mamokatra hazo hanorenana sy ho kitay, voankazo, ravina sy dite ho an’ny olona sy ny biby fiompy ny hazo. Misy karazan-kazo izay manampy amin’ny fanatsarana ny fahavokaran’ny tany sy hampihenana ny hafanana eo an-toerana. Manohana ny fambolena sy ny fiompiana io rafitra ala vadim-boly io.
Current language
Malagasy
Produced by
Countrywise Communication, CIS Vrije Universiteit Amsterdam