<<90000000>> viewers
<<320>> entrepreneurs in 18 countries
<<5432>> agroecology videos
<<110>> languages available

Fanalàna kankana ny ondry aman’osy amin’ny alalan’ny zavamaniry fanao fanafody

Uploaded 1 year ago | Loading

Amin’ity horonantsary ity, no hianarantsika avy amin’ireo mpiompy  any atsimon’i Inde hoe ahoana ny mampiparitaka ny kankana any anatin’ny ondry sy ny osy. Ho hitantsika ihany koa hoe ahoana ny fomba fisorohana sy fitsaboana ireo biby amin’ny fomba tsotra. 

Current language
Malagasy
Produced by
Shanmuga Priya
Share this video:

With thanks to our financial partners