Fanavaozana voa-janahary araha-maso
Uploaded 1 year ago | Loading

6:58
Ny fanavaozana voajanahary araha-maso (FVA) nataon’ny tantsaha , dia niteraka fanamaintsoana tany 5 tapitrisa hektara tany Niger, taorian’ny fahasimbana nandritra ny telopolo taona. Lalana mahomby izany, izay anorenana vala misy hazo indray, hanatsarana ny fitantanana ny voly sy ny biby fiompy.
Current language
Malagasy
Produced by
Countrywise Communication, CIS Vrije Universiteit Amsterdam