FItantanana maharitra ny tany : 01 : Ny rindrim-bato
Uploaded 1 year ago | Loading
7:35
Azo ampihenana ny fikorian’ny rano ny rindrim-bato, sy hampitombona ny fifohan’ny tany ny rano, izay fototry ny fanatsarana ny fambolena any amin’ny faritra maimaina. Raha hodidinina vato ny tany misolampy kely, dia hihatsara ny fanangonana rano ary azo atao ny mamboly amin’ny taona kely orana.
Current language
Malagasy
Produced by
Countrywise Communication, CIS Vrije Universiteit Amsterdam