<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Fitantanana mahomby ny tany : Voly ala mifototra amin’ny gravellia.

Uploaded 10 months ago | Loading

Nampidirina ho hazo manome aloka tany amin’ireo fanjakana mpamboly  kafe sy dite tany Afrika atsinanana ny Gravellia robusta tany am-piandohana. Ankehitriny, mampiasa io hazo io amin-javatra maro ny mpamboly madinika raha mbola tsy manelingelina ny voly hafa izy. Ireto no azo ampiasana azy: hazo amin’ny tao-trano, fanafanana, mololo, aloka, ary fanakanan-drivotra. 

Current language
Malagasy
Produced by
Countrywise Communication, CIS Vrije Universiteit Amsterdam
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors