<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Voly mananasy anelanelan’ny ankondro sy ny tsaramaso

Uploaded 9 months ago | Loading

Azonao atao ny mamboly tsaramaso na voanjo eny anelanelan’ny laharan-droan’ny mananasy amin’ny taona voalohany. Hanatsara ny fandonahan’ny tany izany. Manapaka ny hazo rehetra ny ankamaroan’ny mpamboly mba hambolena mananasy. Diso izy ireo. Ny marina dia maniry sy mamokatra kokoa ny mananasy rehefa mahazo aloka kely. Azonareo atao koa ny mamboly hazo vitsivitsy eny anelanelan’ny mananasy mba hahazoana aloka. 

Current language
Malagasy
Produced by
NOGAMU
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors