Fampatanjahana ireo vehivavy aorian’ny fiterahana
Uploaded 1 year ago | Loading
11:00
Ao anatin’ity horonantsary ity, dia hijery ny fomba tokony atao aorian’ny fiterahana mba: hanonerana ireo rà very; hanadiovana ny tranon-jaza sy hanenàna ny fanaintainana; hahazoana aina tsara; sy hamerenana ny fahazotoan-komana sy ny hery isika. Ny reny salama tsara dia afaka manome sakafo tsara ny zanany amin’ny alalan’ny nonon-dreny, izay mitazona ny fahasalaman’ny zaza.
Current language
Malagasy
Produced by
AMEDD