Fitantanana ny kongonomby
Uploaded 1 year ago | Loading

12:40
Voary kely mitovy amin’ny bibikely ny kongon’omby ary mipetaka amin’ny biby ka mitsentsitra ny rany. Miteraka aretina toy ny aretin-koditra ny kongona. Lasa mahia ny biby ary tsy manome ronono intsony. Tsy misy olona tia ny zavatra mitondra aretina.
Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight