Ny famandrihana mahafaobe ny lalitry ny voankazo
Uploaded 1 year ago | Loading
12:59
Manampy amin’ny famonoana ny lalitra lahy ny pheromone, ka dia tsy afaka miray amin’ny vavy izy. Ary rehefa tsy misy firaisana, dia tsy afaka manatody ny vavy. Mba hanintonana ny lalitra lahy dia tokony hampiasa fandrika hianareo mba hiarovana ny vokatra amin’ny orana. Misy amidy amin’ny magazay ny fandrika sasany, nefa azonareo atao koa ny mamorona ny fandrikareo manokana.
Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight