Fifehezana ny aflatoxines ao amin’ny katsaka aloha sy mandritra ny fiotazana
Uploaded 1 year ago | Loading
14:00
Raha mikajy ny sahanareo ho salama hianareo, ka mamboly aloha, dia hatanjaka sy ho voaaro amin’ny bibikely sy ny fahalovana ny volinareo. Raha vao hitanareo fa maina ny katsaka, dia otazy ao anatin’ny tapa-bolana. Aza apetraka amin’ny tany ny babiny, raha tsy izany dia hasian’ny fahalovana ny katsakareo ary ho simba mandritra ny fitahirizana. Dory ny babiny ratsy. Aza omena ny biby na oviana na oviana.
Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight