<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Fangalàna dibera karite nohatsaraina

Uploaded 8 months ago | Loading

Ampiasaina betsaka amin’ny fandrahoana sakafo, amin’ny fitsaboana netim-paharazana ary amin’ny vokatra fikolokoloina tarehy ny karite. Na izany aza, tsy manaraka ireo fitsipiky ny fahadiovana ilaina ny fakàna ny dibera karite netim-paharazana, izay manome dibera tsy mahasalama ka mety hiteraka aretina amin’ireo mpanjifa. Ao anatin’ity horonantsary ity no hianarantsika ny fomba fanatsarana ny fikarakarana ny dibera karite ataon’ireo vehivavy any atsimon’i Mali.

Current language
Malagasy
Produced by
AMEDD
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors