<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Ady amin’ny lalitry ny voankazo amin’ny zava-misy

Uploaded 8 months ago | Loading

Atsindron’ny lalitry ny voankazo ao amin’ny voankazo ny atodiny. Lalitra iray dia mety hanatody an-jatony izay hiova ho olitra fotsy mihinana ny atin’ny voankazo. Raha tsy misy zavatra atao, dia hitombo isa haingana ny lalitra ka hanimba ny volinareo rehetra. Mampiasa fomba fiady samihafa hatrany. •Mametraha fandrika; •Mampiasa jono; •Tohany ny vitsika mpanenona; ary •Angony sy poteho ny voankazo nianjera. 

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors