Fanamboarana tranon-tantely maoderina
Uploaded 1 year ago | Loading

15:29
Ao amin’ny tranon-tantely nentim-paharazana, ny tantely dia mamokatra savoka izay mifampiraikitra matetika, ka manasarotra ny fakàna mamin-tantely. Indroa na intelo isan-taona ihany no afaka maka mamin-tantely amin’ny tranon-tantely netim-paharazana. Fa amin’ny toho-tantely maoderina kosa dia mamokatra mamin-tantely avo roa na telo eny izany raha mitaha amin’ny tranon-tantely netim-paharazana.
Current language
Malagasy
Produced by
Practical Action Nepal