Ny mosaikan’ny mangahazo
Uploaded 1 year ago | Loading
11:39
Ny mosaikan’ny mangahazo dia aretina lehibe ny mangahazo izay mampihena ny vokatra azo. Fantatra amin’ny alalan’ny ravin-kazo misy tasy maitso mankany amin’ny mavo izy. Ny lalitra fotsy no manome aretina amin’ny zava-maniry. Tsy azo tsaboina izy, saingy azo sorohana. Mba hisorohana ny aretina mosaikan’ny mangahazo, dia tokony mampiasa tsimo-kazo tsy voatafika isika. Tokony hampiasa tsimo-kazo mahatohitra tsara ny aretina ihany koa.
Current language
Malagasy
Produced by
Songhaï Centre