<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Fanamboarana fandriana ho an’ireo kankana mpamokatra komposta

Uploaded 8 months ago | Loading

Miaraka amin’ireo gonin-jezika plastika tsisy ninoninona efa voazaitra mitambatambatra , dia azonao aforitra ary zairina avy eo ny zoron’ny gony  mba hanana endrika toy ny boaty lavalava iray. Asio sosona akora mety lò ao anatin’io , ary tondrahy avy eo. Rehefa afaka herinandro, dia asio kankana. Saromy amin’ny gony eo ambonin’ilay fandriana ary tondrahy matetika. Aoka ho azo antoka fa voaaro amin’ny taratry ny masoandro mivantana ny zezika komposta.

Current language
Malagasy
Produced by
WOTR
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors