<<90000000>> viewers
<<266>> entrepreneurs in 18 countries
<<4647>> agroecology videos
<<107>> languages available

Fanaovana grefy manga

Uploaded 1 year ago | Loading

Ny fanaovana grefy dia fametahana karazana hazo vao mitsiry izay tena tianao ho eo amin’ny hazo maniry iray. Mamorona ny fakany sy ny fotony ny hazo. Izay no atao hoe mpitondra grefy. Ny hazo tanora natao grefy eo amin’ny mpitondra grefy no antsoina hoe zana-grefy. Mitombo izy ary mamorona ny faritra maniry eny amin’ny tampon’ny hazo.

Current language
Malagasy
Produced by
Practical Action, Bangladesh and Nepal, Christian Commission for Development in Bangladesh (CCDB)
Share this video:

With thanks to our financial partners