Sakafon’akoho natsaraina
Uploaded 9 months ago | Loading
10:09
Afaka manome fahafaham-po ny ampahany amin’ny filana ara-tsakafon’ny akoho natsaraina isika amin’ny fanomezana azy zava-maitso isan’andro. Kanefa, tsaratsara kokoa ny manome azy provandy ahitana fangarona serealy, tôrtô, apombo ary akorana mba hanentanana ny fitomboan’ny akoho.
Current language
Malagasy
Produced by
AMEDD, DEDRAS, MOBIOM, Songhaï Centre