<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Fomba voajanahary hiarovana ny akoho ho salama

Uploaded 6 months ago | Loading

Rano maloto, tontolo iainana maloto ary sakafo ratsy no fototry ny aretina maro amin’ny akoho. Diovy ny tranony ary esory isan’andro ny tainy sy ny sakafo simba. Azonareo diovina amin’ny vovoka tamotamo na permanganante de potassium ny rano fisotrony. Omeo sakafo voalanjalanja ny akoho. Ampio tongologasy na tongolobe ny sakafony hanatanjahana ny hery fiarovany. Miaro azy amin’ny katsetsitra ny ravina zava-maniry mangidy. Esory amin’ny ditin’ny papay sy  ny voana bethel na hoditra ampongaben-danitra ny katsetsitra. Sorohy ny tsi-fahampiana sokay amin’ny fanomezana chaux sy akoran’atody ny akoho. Mamatora fehezana ravina manitra ao an-tranon’akoho mba handroahana ny katsetsitra. 

Current language
Malagasy
Produced by
Atul Pagar, ANTHRA
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors