Fijinjana, fanamainana ary fitehirizana masom-boly soja
Uploaded 1 year ago | Loading

7:30
Very ny fahazoan’ny masomboly soja tsy voaoty sy tsy voatahiry tsara mitsiry, satria matin’ny hamandoana sy ny hafanana ny faritra velona ao amin’ny voany. Ho lo sy ho faty mandritra ny fitehirizana ny voa mando. Hiresaka ny amin’ny fiotazana, ny fanamainana, ny fanofana, ny fifantenana ary ny fitehirizana ny masomboly soja isika ato amin’ity video ity.
Current language
Malagasy
Produced by
DEDRAS