<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Mamboly isan’andalana

Uploaded 1 year ago | Loading

Manova ny fomba famboleny ny ampemby sy ny niébé ny mpamboly ao avaratr’i Nizeria. Mijinja bebe kokoa izy ireo ary mampihena ny fahasimbana avy amin’ny striga, izay ahi-dratsy katsentsitra, ny famafazana ireo vokatra roa amin’ny hakitroky ambony kokoa sy amin’ny andalana samihafa, ary amin’ny fampiasana zezika organika sy mineraly kely. Isan’ny paikady amin’ny fahaiza-mifehy mitambatra ny striga sy ny famokaran’ny tany izany. Fanamarihana: Miresaka momba ny zezika mineraly ny ampahany amin’ity horonantsary ity

Current language
Malagasy
Produced by
Agro-Insight, CBARDP, ICRISAT, KNARDA
Share this video:

With thanks to our sponsors