Fampitomboana ny otrikaina anaty koba amin’ny ranona baobaba
Uploaded 1 year ago | Loading
07:53
Raha oharina amin’ny sakafo sasany ny nofon’ny voana baobaba dia tena manankarena mineraly toy ny calcium, vy sy magnesium ary vitamina C. Manankarena fibre ihany ko aizy. Tsara ho an’ny fahasalaman’ny olombelona izy no mampihena ny mety hahazoana aretina. Noho izy manankarena, no hiantsoan’ny olona azy matetika hoe sakafo tena raitra.
Current language
Malagasy
Produced by
Hochschule Rhein-Waal, Biovision