<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Mikararakara tsara ny voatabia

Uploaded 7 months ago | Loading

Raha vao mitango voatabia hianareo dia mihena ny kalitaony. Ny azonareo atao dia mampihemotra ny fahavoazana amin’ny fomba pratika manampy amin’ny fampihenana ny fahasimbana. Manomboka any amin’ny mpioty ny fototry ny fahazoana mivarotra voatabia. Mahazo tombony isika raha azon’ny mpioty atao ny tsy manimba ny voatabia.

Current language
Malagasy
Produced by
Countrywise Communication
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors