Ny fanamboarana efitra fampangatsiahana ho an’ny voatabia
Uploaded 1 year ago | Loading

5:44
Raha vao nioty voatabia hianareo ka te-hitahiry azy ela, dia tokony hitady fomba hampihenana ny hafanana hianareo. Koa satria mety ho olana ao an-tanana ny herin’aratra, dia tsy maintsy tadiavina ny fomba hampihenana ny hafanana ho an’io voly mora simba io. Nampiasa biriky sy tany teo an-toerana mba hanorenana efitra fampangatsiahana tena mahomby hitahirizana voatabia ny mpamboly tany Nigeria.
Current language
Malagasy
Produced by
Countrywise Communication