Fanatavezana ondry sy osy
Uploaded 11 months ago | Loading
10:59
Araka ny mahazatra dia ny ondrilahy sy ny osilahy no atavezin’ny mpiompy satria mitombo haingana izy ireo. Zava-dehibe ny mitady ny fomba mety amin’ny fanatavezana biby. Mba hanatavezana ny ondry sy ny osy, dia omeo sakafo be proteina mandritra ny 3 – 6 volana koa izy. Ankoatry ny sakafo ara-dalana dia ataovy azo antoka koa ny fahatsaran’ny tontolo iainany. Ataovy vaksiny sy omeo odi-kankana isaky ny telo volana ny biby mba hahasalama azy tsara.
Current language
Malagasy
Produced by
Practical Action