<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Famahanana osy be ronono

Uploaded 9 months ago | Loading

Saika hohanin’ny osy avokoa ny zavatra rehetra. Saingy rehefa mifatotra na mihidy anaty vala izy ireo, dia mila rano betsaka sy sakafo voalanjalanja ampy. Ny fanomezana azy ireo vilona isan’andro, dia manome azy amin’ny ampahany angovo, proteina, vitamina ary mineraly. Hamaino mandritra ny telo andro eo ho eo ireo vilona nojinjaina vao omena ny osy mba hisorohana ny fivalanana. Ny fisotroan’ny osy rano no mahatonga azy handevon-kanina tsara kokoa sy hanome ronono bebe kokoa. Misy zava-maniry sasany izay mandrisika bebe kokoa ny famokarana ronono noho ny hafa, araky ny fanazavan’ireo tantsaha kenianina sasany.

Current language
Malagasy
Produced by
Environmental Alert, DAES, KENFAP, Egerton University
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors