<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Fikarakarana ny tany fambolena tongolo

Uploaded 9 months ago | Loading

Mila tany mamokatra sy lonaka ny tongolo. Indray mandeha anatin’ny 3 taona ihany no tokony hambolenao tongolo amin’ny tany iray. Platibandy avo toerana no tokony hambolenao tongolo, indrindra fa mandritry ny fotoanan’ny orana. Afindrao ireo zanaka tongolo rehefa feno 6 herinandro. Rehefa mamindra dia ataovy mielanelana 10 santimetatra ny fototry ny voly tsirairay .Hanome soa anao ny tongolo rehefa mikarakara tsara ny tongolo ianao.

Current language
Malagasy
Categories
Produced by
Agro-Insight
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors