<<90000000>> viewers
<<240>> entrepreneurs in 17 countries
<<4135>> agroecology videos
<<105>> languages available

Koba be otrikaina avy amin’ny vokatra eo an-toerana

Uploaded 9 months ago | Loading

Ny legiominezy toy ny voanemba na ny soja dia loharanona proteina, izay tena ilaina amin’ny fanorenana ny ozatry ny zaza. Ahitana menaka izay manampy ny zaza hahazo lanja ihany koa ny legiominezy. Ny voankazo sy legioma dia ahitana vitamina sy mineraly maro izay zava-dehibe amin’ny fitomboan’ny zanakao. Ny maharikivy dia ahitana vitamina C betsaka izay manampy ny fitehirizana vy.

Current language
Malagasy
Produced by
AMEDD
Share this video:
How you can help... Your generous donation will enable us to give smallholder farmers better access to agricultural advice in their language.

With thanks to our sponsors