Manamboatra ranom-boankazo amin’ny paomana mahabibo
Uploaded 1 year ago | Loading
9:20
Be mpitady ny mahabibo kanefa tsy dia asiana vidiny ny paomany. Fatiantoka ara-bola lehibe ny fanariana ny paoma any an-tsaha. Kanefa azo ahodina ho ranom-boankazo mahasalama mba ho sotroina mandavan-taona ny paomana mahabibo.
Current language
Malagasy
Produced by
DEDRAS